NAMONO NY RAHALAHINY 3 MIANAKA

Lehilahy iray matin'ny fitsaram- bahoaka omaly


  • Alarobia 04 Jona 2025

Tsy namelan'ireo fokonolona tao Mahambolona, distrikan'i Mandritsara omaly Talata 03 Jona

hariva raha tsy namoy ny ainy ihany koa ilay lehilahy iray nahavita nandatsaka ny ain-drahalahiny 3 mianaka noho ny resaka ady tany, raha tsiahivina. Daroka sy fira famaky no nitsenan’ireo vahoaka efa romotry ny hatezerana azy tamin'izany. Tsy navelan’ny fokonolona raha tsy afaka ny ainy‚ ary nodoran’izy ireo avy eo mba hanafaizana azy tanteraka no sady anatra ho an’izay mbola hikasa hamon’olona hoy ny vaovao azo. Tsiahivina moa fa vao 30 taona monja ilay rahalahiny novonoin'ity lehilahy raha 6 sy 4 taona kosa ireo zaza tsy manan- tsiny. Fira antsy no nanaperany ny ain'izy ireo noho ny fitiavana te-handova irery. Indrisy anefa fa samy tsy misy mandova izy ireo no samy sady namoy ny ainy ihany koa
Pati
Légende : Tsy namelan'ny fokonolona raha tsy namoy ny ainy koa ilay ranamana ity !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT