MPIVAROTRA RONGONY ANATY THERMOS

Vehivavy iray tratra tany Brickaville


  • Zoma 28 Febroary 2025

Manomboka mahazo vahana indray ny fivarotan-drongony hatao ranony tehirizina anaty

thermos eto amintsika. Nanomboka tetsy Anosizato Andrefana Antananarivo izany izay vehivavy iray no nanao azy ary efa tonga hatrany Toamasina. Vehivavy ihany koa no nanao ity farany, tratra tao Brickaville. Lehilahy iray mpanjifa no fantatra fa voasambotra niaraka taminy. Raha araka ny fantatra moa dia ireo jiolahy mpanao asa ratsy no tena manjifa io rongony ranony io tehirizina anaty thermos io mialohan`ny hanaovany ny asa ratsiny. Toy ny dite raha fehezina no fanamboaran’ireo vehivavy azy, izay fantatra fa hahazoany tombony kokoa raha oharina amin’ny rongony vovony sy voany raha araka ny loharanom-baovao azo.
Pati
Legende : Ity ilay vehivavy tratra !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT