Fandriampahalemana

Mpivarotra mangidy nanendaka teny Ambodivona Roalahy nidoboka any am-ponja


  • Zoma 24 Novambra 2017

Nampidirina am-ponja vonjimaika omaly alakamisy 23 novambra, rehefa avy niakatra fampanoavana ireo roalahy mody nanao mpivarotra mangidy teny Ambodivona nefa mangalatra sady mamono.

 Raha tsiahivina, mila ady amin’ireo olona misotro mangidy eo aminy izy roalahy ireto rehefa tsy araka ny hieritreretany azy ny vola aloan’ilay olona. Arahin’ny vono sy ny fanendahana izany, ka tsy misy tavela intsony eny amin’ilay mpividy. Nametraka fitoriana ny iray tamin’ireo lasibatra ka natao ny fikarohana ary tratra teny amin’ny Fasan’ny karana izy roalahy ireto. 30 sy 35 taona izy ireo. Ny polisin’ny boriborintany fahavalo no nanao ny asa fanenjehana azy ireo.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT