Mpitondra taxi-moto

Voahendaka andro atoandro be


  • Talata 30 Aprily 2024

Nitrangana fanendahana Taxi moto na itony kodiaran-droa hikaramana hitateram-bahoaka

itony teny Ambohitrarahaba ny tolakandron’ny omaly, raha ny fampitam-baovao voaray. Naratra ary voatery nentina namonjy ny CHU-JRA Ampefiloha ilay mpitondra moto. Lasan'ny jiolahy ny moto G5 fotsy. Voalaza fa eny Sabotsy Namehana, akaiky Galana, eny no mpiandry mpandeha ity lasibatra ity. Ahiana ho "client" na mpanjifa nentiny ihany no nahavanon-doza nanendaka azy teny an-dalana. Faritra betsaka mpitandro ny filaminana mandrindra fifamoivoizana raha iny Ambohitrarahaba iny nefa, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany mikasika ity mpitondra taxi moto voahendaka andro atoandro be ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT