Fandriampahalemana

Mpijoko voajoko Noraisim-potsiny ilay nanendaka polisy


  • Alakamisy 28 Janoary 2021

Lehilahy iray 27 taona saika hanendaka polisy no voasambotra tetsy 67 ha

 

 

akaikin’ny paositra malagasy afak’omaly tokony ho 06 ora hariva. Nijanona tao anatin’ny fiarany teny amin’iny faritra iny ilay polisy no nisy tovolahy 2 saika haka ny findainy izay nipetraka teo amin’ny sezan’ny mpandeha aloha. Voatazon’ity Polisy ity avy hatrany ny iray tamin’izy ireo raha tafaporitsaka kosa ny iray. Nentina nankeny amin’ny birao teo noho eo ihany moa ity mpanendaka ity. Mbola tratra teny aminy kosa ilay finday marika Huawei saika nangalariny.

 

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT