Mpanendaka tratra teny Antanimena

Naparitany ny sasany tamin’ny vola mba hahavariana ny mpanenjika


  • Alatsinainy 04 Martsa 2024

Nosamborin'ny Polisin'ny CSP3 teny Antanimena ny lehilhay iray rehefa

avy nanendaka ramatoa iray tao anaty fiara fitateram-bahoaka ny sabotsy 02 martsa lasa teo, izay vola 2 000 000 Ar be izao no indray lasany. Rehefa avy nanendaka ity farany dia nitsoaka ary nifanenjehan'ny fokonolona sy ny Polisy. Naparitany teny amin'ny arabe ny ampahany tamin'ny vola mba hahavariana ny olona. Nanohy ny fanenjehana kosa anefa ny Polisy ka tra-tehaka ilay mpanendaka, hoy ny tatitra. Hatolotra ny fampanoavana ny raharaha, ka heverina fa ho henjana ny sazy miandry ity mpanendaka ity.
Nangonin’i Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT