MPANAO FANAFIHANA ENY ITAOSY

3 voasambotra, nitsambikina teny amin'ny rihina voalohany


  • Alatsinainy 28 Jolay 2025

Ho tohin'ny fandravana ireo fikambanana andian-jiolahy mpanao fanafihana

mitam-piadiana eny amin'ny faritra manodidina an'Itaosy iny dia niroso tamin'ny fisamborana avy hatrany ny Zandary. Voamarina araka ny angom-baovao azon'izy ireo mantsy fa eny Ampefiloha Ambodirano no trano fieren'ireo jiolahy ka tratra soa aman-tsara izy ireo. Na dia niezaka nitsoaka, nitsambikina avy eny amin'ny rihana voalohany aza izy ireo dia voasambotra ihany. Tsiahivina moa fa ireo fitolahy naman'izy ireo dia efa naiditra am-ponja vonjimaika talohan'izao.
Pati
Légende : Ireto izy telolahy voasambotra !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT