Mpanao «cash point» voatifitra

Voaroba ny vola 2.000.000 Ariary sy finday miisa 3


  • Talata 06 Mey 2025

Lehilahy iray mpanao «cash point» na irony mpanakalo vola amin’ny finday

irony no notafihan'ny jiolahy miisa 3, raha andeha hody ny sabotsy teo, tao Begavo I, Ambanja, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly. Nitondra basy ny 1 tamin'ireo olon-dratsy. Nitifitra avy hatrany. Vokany, voan'ny bala teo amin'ny soroka havanana sy ny saokany ilay mpanao «cash point». Voaroba ny vola 2.000.000 Ariary sy finday miisa 3, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT