Fandriampahalemana

Mpamaky fiara teny Anjanahary Feno mangana sy ratra noho ny fitsaram-bahoaka


  • Alatsinainy 07 Desambra 2020

Mpamaky fiara amin’iny faritra Anjanahary iny omaly no lasibatry ny fitsaram-bahoaka.

 

 

Tratran’ny mponina teny an-toerana teo am-panaovana asa ratsy, ka voadaroka. Efa matetika no misy trangana fiara vaky eto amin’ny manodidina ka izao tratra izao ny tompon’antoka, hoy ireo olona izay maro no nidaroka sy tsy nitsitsy. Mangamangan’ny fitsaram-bahoaka ilay lehilahy vao erotrerony tratry ny daka sy totondry ny tarehy, vava, maso, izay nividimdimbidina tao anatin’ny fotoana fohy. Ny Ainy sisa tsy nesorin’ny olona.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT