Miverina indray ny mpangalatra volo

Lasibatra ny mpandeha taksibe


  • Alarobia 24 Aprily 2024

Miverina indray eny rehetra eny ireo mpangalatra volo, raha ny fampitam-baovao voaray omaly.

Ramatoa iray no voalaza fa lasibatr’izany tao anaty taksibe teny 67ha. Nisy nanapaka avy any ivelan’ilay fiara fitateram-bahoaka ny volony izay nofatorany. Tsy afaka nivoaka ny mpamily mpanampy satria nisy naman'ilay mpangalatra nanohana avy any ivelany ny varavarana. Olona maromaro izy ireo no manao ity asa fangalarana volo ity, raha ny fampitam-baovao hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT