Fandriampahalemana

Ministeran’ny Filaminam-bahoaka Nahazo fitaovana avy amin’ny PNUD


  • Zoma 30 Oktobra 2020

Nanolotra fitaovana ho an’ny sampan-draharaha miady amin’ny aretina SIDA eo anivon’ny Ministeran’ny filaminam-bahoaka ny PNUD omaly.

 

 

Fitaovana toy ny ; ration de combat, solosaina entin-tanana , imprimante , cartouche encre , no natolony tamin’izany ka nisolo tena ny mpanome tamin’izany Ramatoa Anna Cichocha anisan’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny PNUD. Nandray izany nisolo tena ny Minisitry ny filaminam-bahoaka kosa ny Sekretera Jeneralin’ny Minisitera ; ny Contrôleur Général de Police Rakotondravelo Herilanto Iangotiana izay nilaza ny maha-zava-dehibe ny fahazoana ireto fitaovana ireto amin’ny fanatanterahana ny asa ao amin’ity sampan-draharahana iray ity.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT