Fandriampahalemana

Minisitry ny filaminam-bahoaka Nidina ifotony niarahaba tratry ny taona ireo mpiara-miasa


  • Alarobia 06 Janoary 2021

Tsy nisy ny fiarahabana manokana ho an'ny Minisitry ny filaminam-bahoaka noho

 

ny fahatrarana ny taom-baovao tamin’ity taona ity. Ny minisitra, Fanomezantsoa Randrianarison, izy tenany, sy ireo lehiben'ny polisy no nidina sy nanatona ireo polisy tany amin'ny toeram-piasany misy azy tsirairay avy niarahaba sy nirary soa azy ireo omaly, raha ny fampitam-baovao. Fomba iray entin'ireto lehiben'ny polisy misaotra sy mankasitraka ny polisy tamin'ny asa vitany nandritra ny taona lasa iny izany. Fankaherezana azy ireo amin'ny fanohizana ny ezaka ho any amin'ny tsara hatrany, indrindra, amin'ny fametrahana ny fandriampahalemana maharitra eto amin'ny firenena ihany koa anefa, hoy hatrany ny fanazavana.

J. Mirij

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT