Masindray

Miaramila iray maty tamin’ny fomba hafahafa


  • Alatsinainy 30 Oktobra 2023

Miaramila iray no hita faty teny Masindray ny marainan’ny zoma 27 oktobra 2023 teo,

izay hafahafa satria misy mangana sy maratra ny vatany . Niambina tanànan’ny manamboninahitra jeneraly iray ny tenany, ary voalaza fa izy irery no tao amin’ilay toerana. Hatreto, mandeha ny fanadihadiana satria nametraka fitoriana ihany koa ilay jeneraly voalaza fa tompon'io toerana ary efa misy ny “autopsie” na fizahana hataon'ny mpitsabo mba hahafantarana ny zava-misy marina, hoy ny fampitam-baovao. Vaovao mampalahelo hafa mikasika mpitandro filaminana ihany koa ny fisiana zandary iray voalaza fa maty nitifi-tena tany Andranofeno Sud ny faran’ny herinandro teo hatrany.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • Mahazomà Maevatanana
  • Alarobia 29 Aprily 2026

Olona 5 indray maty, omby

  • MORON’NY FARIHIN'ANOSY
  • Alarobia 29 Aprily 2026

Fatin-dehilahy iray hita

  • Fanafihana eny amin’ny RN1
  • Alarobia 29 Aprily 2026

Matin’ny zandary i Njato

  • Ny olona tsy ampy,
  • Talata 28 Aprily 2026

ny ambana mitombo, ny fitaovana efa fahagola,

  • Miaramila 7 nanao jiolahy
  • Talata 28 Aprily 2026

Nanasa tànana ny Fanjakana…

  • Fanafihana
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

mitam-piadiana mpiasan'ny Jovenna

Hijery ny tohiny
FTT