MASINDRAY AVARADRANO

Lehilahy tratra nangalatra voankazo am-potony


  • Zoma 31 Mey 2024

Lehilahy iray 45 taona no fantatra fa tratran’ny fokonolona nangalatra voankazo teny am-potony tao Fokontany

Antsaharialoha Kaominina ambanivohitra Masindray, Antananarivo Avaradrano omaly alakamisy 30 mey tokony ho tamin'ny 05 ora maraina. Raha ny fanamarihana nataon'ny solotenam-pokonolona nanatitra azy ity teny amin'ny biraon'ny Zandary 𝗣oste 𝗔vancé 𝗠asindray dia efa hikoizana amin'ny hala-botry ity lehilahy ity, na an-tsaha na an-tanàna ka izao vao tratra ambodiomby. Lasibatr’ity lehilahy ity avokoa ny akoho amam-borona hoy ny vaovao azo. Efa mandeha ny fanadihadiana mifandraika amin’izany.
Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT