Fandriampahalemana

Marotandrano Mandritsara Lehilahy 3 tratra nitondra rongony 45 kg


  • Zoma 17 Aprily 2020

Rongony 4 gony milanja 45 kg no saron'ny zandarimariam-pirenena tany Ambodimadiro kaominina Marotandrano distrikan'i Mandritsara, ny alin'ny 14 hifoha 15 aprily teo.

 

 

 

 Angom-baovao tonga teo am-pelatananan'ny komandin'ny tobim-paritry ny zandarimaria ao Marotandrano no nahatratrarana ireo olona miisa telo, kalazalahy amin'ny fitaterana sy fivarotana rongony an-tsokosoko ao anatin'iny faritra iny. Ela nitoratorahana ka nahavoa mason'angatra izy ireo. Efa nipetrapetraka tsara mantsy ny velam-pandrika nataon'ny zandarimaria any an-toerana. Mitohy ny fanadihadiana lalina mba ahafantarana ny olona izay mety mpiray tsikombakomba amin’izy ireo.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT