Fandriampahalemana

Manjakaray Tratra ireo tena atidohan’ny mpanendaka


  • Zoma 08 Aprily 2022

Tovolahy roa voalaza fa tena ati-doha amin’ny asa fanendahana eny amin’iny faritra Manjakaray iny no nosamborin’ny Polisy miasa ao Analamahitsy ny 06 aprily lasa teo.

Teny akaikin’ny EPP izy ireo no tratra ambodiomby. Raha araka ny fantatra dia efa karohin’ny eo anivon’ny Kaomisaria Antaninandro ilay mpanendaka iray noho izy anisan’ny mpikambana amin’ny andian-jiolahy « Bande à Darara ». Natolotra ny fampanoavana omaly izy roalahy ireto.
Nangonin’i Pati
Legende : Ireto izy roalahy
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT