Fandriampahalemana

Mangarivotra Tolagnaro Taolam-paty 146 isa tratra tao anaty gony


  • Zoma 27 Novambra 2020

Taolam-paty miisa 146 isa no tratra tany Mangarivotra Tolagnaro. Tao anaty gony

 

 

 

miisa telo izy ireo raha lehilahy miisa 5 kosa no voatery nisamborina. Nogiazana avy hatrany niaraka tamin'ireo entana ireo moa ireo olon-dratsy ary nentina natao fanadihadiana . Tsiahivina moa fa anisan’ny olana matetika amin’ny fahatrarana taolam-paty tahaka izao ny tsy fahazoana ireo tena tompon’antoka amin’ity raharaha ity.Toraka izany koa ny tsiambaratelo fonosiny toy ny antony ilana azy sy ny fomba hijeren’izy ireo mpanao ratsy ny fasana hovakiany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT