MANDRITSARA

Nisy nandoro ny masinin-kazo tao an-tampon-tanana


  • Alatsinainy 18 Novambra 2024

Nisy nandoro ny masinin-kazo tao an-tampon-tananan’i Mandritsara. Afak’omaly Sabotsy alina tokony

ho tamin’ny 02 ora sy sasany maraina no nitrangan’izany hoy ny vaovao. May vokatr’izany avokoa ireo hazo rehetra tao amin’ity ivon-toerana ity izay tombanana hatrany amin’ny 20 tapitrisa Ar mahery. Raha araka ny loharanom-baovao azo moa dia tafo bozaka ity toerana misy ny masinin-kazo ao Mandritsara ity. Sotasotan’olon-tsy fantatra no tombanana ho nahatonga ny loza raha araka ny vaovao hatrany. Mba tsy nihitatra tamin’ny manodidina moa ny afo noho ny fahamailoan’ireo mponina. Tsy nisy ny naratra na ny aina nafoy.
Pati
Legende : Tahaka izao no fidedaky ny afo !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT