MAHITSY

Jiolahy mpamaky fiara, nanararaotra olona nivavaka


  • Talata 05 Desambra 2023

Lehilahy iray 38 taona no tra-tehaka nanararaotra namaky fiaran'olona teo an-tokontanim-piangonana

tao Mahitsy afak’ omaly Alahady 03 desambra. Ny olona mifantoka mivavaka,izy kosa etsy an-daniny manararaotra misikotra sy mamaky fiarakodian'olona. Sendra nisy nahita tampoka anefa izy nandritra izany ka noraisim-potsiny. Rehefa nosavaina ny anaolahy dia nahatrarana fanalahidy marobe fanaovany ny asa ratsiny. Miantso ny rehetra mba ho mailo araka izany ny zandarimariam-pirenena na dia any am-piangonana aza. Tsy kely lalana mantsy ny ratsy hoy izy ireo, indrindra amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona izao.
Pati
Legende : Ity ilay ranamana mpanararaotra olona mivavaka !

 


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT