Fandriampahalemana

Mahavoky Tratra ilay mpanendaka rain-dahiny


  • Alakamisy 04 Martsa 2021

Mpanendaka rain-dahiny iray no tratran’ny voamieran’ny fandriampahalemana sy ny polisy tao amin’ny

 

 

 Fokontany Andravoahangy Atsinanana ny 28 febroary lasa teo tokony ho tamin’ny 09 ora. Vao 18 taona monja izy io, diso fanta-daza loatra amin’ny fanaovana sinto-mahery sy ny asa fanendahana. Tsy niandry ela fa avy hatrany dia natolotra ny fitsarana ny lehilahy taorian’ny fanadihadiana natao azy ka naiditra vonjimaika eny amin’ny fonjaben’Antanimora.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT