Fandriampahalemana

Mahajanga Zanak ‘i Maroantsetra ilay nisy namono


  • Zoma 29 Aprily 2022

Nianatra ho mpampivelona sy mpitsabo mpanampy no anton-dian’i Elisabeth Rasoanirina tao Mahajanga, ilay tovovavy nisy namono tamin’ny fomba feno habibiana tany an-toerana ny Talata maraina lasa teo izay natao tao

 anaty gony ary nariana tany anaty fanariam-pako. Efa ao amin’ny taona fahatelo izy ankehitriny haka ny mari-pahaizana licence no izao nisy nisompatra izao. Tonga teny amin’ny trano fiandrasam-paty tao Mahajanga omaly ny fikambanan’ny mpianatra manohana azy, nikarakara ny fampodiana ny razana any amin’ny tany niaviany. Avy any Maroantsetra mantsy ity tovovavy ity saingy nianatra ary nandrato fianarana ao amin’ny oniversite tsy miankina iray any an-toerana. Mitohy hatrany ny fanadihadiana sy ny famotorana lalina hataon'ny mpitandro ny filaminana ao Mahajanga mikasika ity raharaha ity.
Nangonin’i Pati
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT