Lehilahy nitondra basy vita gasy

Tra-tehaka tetsy 67ha


  • Alakamisy 21 Desambra 2023

Tra-tehaky ny polisin'ny FIP tetsy 67ha miaraka amin'ny basy vita gasy

nandritry ny fisafoana ny lehilahy iray 23 taona ny alatsinainy 18 desambra 2023, raha ny fampitam-baovao voaray. Fantatra, hoy ny loharanom-baovao, fa misy lehilahy miisa 3 mitondra fitaovam-piadiana toy ny basy miriorio eny amin'ny faritra 67ha sy ny manodidina iny. Noraisim-potsiny ny iray tamin'izy ireo nandritry ny fisafoana nataon'ny FIP, raha tafaporitsaka ny namany roa hafa. Nandritry ny fisavana dia nahitana basy vita gasy, "Big Boss" sy finday miisa 2 ary hety iray teny aminy. Natolotra ny sampan-draharaha miady amin'ny heloka bevava Anosy ity lehilahy voasambotra ity hanaovana fanadihadiana; raha ny fampitam-baovao voaray omaly hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT