Fandriampahalemana

Lehilahy namono olona tany Morondava Tany Mahajanga no voasambotra


  • Zoma 08 Janoary 2021

Lehilahy iray 54 taona, tompon'antoka tamina famonoana lehilahy iray 21 taona tany Morondava,

 

 

 

no tratra tany Mahajanga, omaly. Raha tsiahivina kely ny tantara dia tamin’ny datin’ny 02 desambra lasa teo tokony ho tamin’ny 01 ora maraina no nitrangan’ity vono olona ity. Efa nentina ary notanana vonjy maika any amin’ny fonjaben’i Morondava moa ity lehilahy mpamono olona ity raha ny vaovao azo farany.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT