Lehilahy miisa 4 tratra namaky fasana

Nilaza ho mitady volamena


  • Alarobia 07 Mey 2025

Lehilahy miisa 4 no tratra namaky fasan’andriana tao Iharinandriana,

hoy ny fampitam-baovao voaray omaly. Tra-tehaka namaky fasan’andriana miisa 2 tao amin’ny tendrombohitra Iharinandriana, ao Behenjy, ny Alatsinainy 5 mayy tamin’ny mitataovovonana, izany hoe tamin’ny 12 ora tolakandro mihitsy izy ireo. Nahatsikaritra azy ireo ny mponina ka niantso ny zandary ary voasambotra avy hatrany ireto mpamaky fasana ireto. Nilaza izy ireo fa nitady volamena nefa taolam-paty no hany hitany. Efa eo am-pelatanan’ny zandary ao Ambatolampy izy ireo ary hirosoana ny fanadihadiana, hoy hatrany ny fampitam-baovao voaray omaly.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT