Fandriampahalemana

Kiranomena - Faritra Bongolava Lehilahy iray nisy nanakana sy namono


  • Talata 14 Desambra 2021

Lehilahy iray tokony ho 50 taona nandeha moto no hita faty novonoin'olona omaly alatsinainy 13 desambra 2021. Raha izy an-dàlana hamonjy fodiana any Kiranomena Faritra Bongolava,

 teo amin'ny toerana atao hoe Amparihimanga, 3km tsy hidirana an'i Kiranomena no notaperin'ireo tsy mataho-tody ny ain'ity raim-pianakaviana ity. Efa tonga nijery sy nizaha ny razana teny an-toerana moa ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny ary nanao ny fanadihadiana, hoy ny vaovao vonjimaika. Na aiza na aiza dia ahitana tsy fandriampahalemana hatrany, ary ny aina mihitsy no manefa.
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT