Fandriampahalemana

Kidnapping Votsotra i Anil Karim


  • Alarobia 13 Mey 2020

Votsotra omaly takariva ilay karana Anil Karim izay nisy naka an-keriny teny Ambatobe ny 28 aprily, raha ny loharanom-baovao avy amin'ny mpitandro filaminana.

 

 

 

 

Salama tsara izy, ary mbola tsy misy kosa ny andinindiny feno mahakasika ny fahafahany. Nilaza moa ny zandarimariam-pirenena raha tsiahivina, fa ilay jiolahy raindahiny antsoina hoe Lama no atidoha, ary efa nisy olona 24 misy ifandraisana aminy nanaovana fanadihadiana. 200 tapitrisa ariary ny tambiny nampanantenain'ny fanjakana ho an'izay manome lohanarom-baovao hahafaha-misambotra azy.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT