Fandriampahalemana

Kapiteny Tobiasy “Afaka manao varo-mandeha ianareo dahalo”


  • Alarobia 09 Novambra 2022

Manao antso avo amin'ireo dahalo ny kapiteny Tobiasy Andriantsihoarana, kaomandin'ny kaompania Antsohihy , raha ny fampitam-baovao omaly.

Avelao, hoy izy, ny vahoaka, indrindra, ny tantsaha hanao “velontegna” na velon-tena an-kalalahana. Sahirana vokatry ny valanaretina nisesy ireo. Fotoam-pambolena izao ka tsy tokony hiaina anaty tebiteby intsony mamboly sy miompy. Rehefa tsy misy asa hatao ianareo afaka manao varo-mandeha miala lavitra ny faritra Sofia ato fa tsy mitarimo ary tsy mila dahalo ny vahoaka ato, hoy hatrany ny tenany.
J. Mirija
(Sary: Skispass Atm)
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT