Fandriampahalemana

Jiolahy lavo teny Faravohitra Saika hitifitra saingy ny ainy no nanefa


  • Alarobia 27 Aprily 2022

Lasa faritra mena ihany koa ny eny Faravohitra amin’izao. Afak’omaly Alatsinainy tokony ho tamin'ny 09 ora alina dia jiolahy iray no maty voatifitra teny an-toerana raha nikasa hanafika.

Sendra ireo Polisy nanao fisafoana no sady nanao fanamiana sivily niditra an’elakelan-trano teny an-toerana izy ireo, lalana mivoaka ho any Ampandrana. Miisa 2 ireo jiolahy tamin’izany ka ny 01 nitam-basy. Teo am-panomanana ny asa ratsiny indrindra anefa izy roalahy no nifanehitra tamin'ireo polisy ka saika hampiasa ny fitaovana teny aminy ny iray. Voatery nitifitra azy ny Polisy noho izany ka maty teo ihany ny iray raha tafaporitsaka kosa ilay iray hafa.
Pati
Legende : Ity ilay jiolahy maty !
 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT