JIOLAHY AVY NAMAKY TRANO

Tratra tamin’ny andro atoandro tetsy Anosy


  • Zoma 05 Janoary 2024

Jiolahy miisa roa mpamaky trano 24 sy 20 taona no voasambotry

ny Polisy ny fifamoivoizana teo amin'ny Ancien Combattant Anosy. Rehefa nandrindra ny fifamoivoizana teo amin'ny Ancien Combattant ny Polisy ny afak’omaly Alarobia 03 janoary tokony ho tamin'ny 03 ora hariva dia nahatsikaritra lehilahy roa mampiahiahy nitondra entana maromaro. Vao nanatona ireto farany ny Polisy dia nikasa handositra izy ireo saingy tsy afaka niporitsaka fa voatazona. Rehefa nosavaina izy ireo dia nahitana unité centrale, téléphone, vary ary kojakoja maro samihafa teny amin'izy ireo. Noentina niazo ny biraon'ny Polisy eo Mahamasina ireo lehilahy roa ireo ho atao famotorana ary niaiky avy hatrany izy ireo fa entana avy nangalarina avokoa ireo tratra teny aminy.
Pati
Legende : Ireto izy roalahy sy ireo entana halatra tratra teny aminy !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT