Fandriampahalemana

Ivandry Roalahy nanendaka vehivavy


  • Zoma 04 Desambra 2020

Vehivavy iray nitondra poketra no niharan'ny sinto-mahery teo akaikin'ny

 

 

 

sampanan-dalana Clairfontaine tokony ho tamin'ny 01 ora tolakandro ny 02 Desambra lasa teo. Roalahy no nanendaka ity vehivavy izy ka nosintonin'izy ireo ny poketrany izay nisy lela-vola 50.000 Ar niaraka tamin’ny finday. Polisin'ny CSP 8 nandrindra fifamoivoizana teny an-toerana no nahita ny zava-nitranga ka nandray ny andraikiny avy hatrany nanenjika ireto olon-dratsy ireto. Avy hatrany dia nentina teny amin'ny kaomisaria moa izy ireo nanaovana fanadihadihana.

 Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT