Fandriampahalemana

Imerintsiatosika Voajokon’ny polisy ilay nandroba 200.000 Ar


  • Zoma 09 Oktobra 2020

Lehilahy iray efa malaza ratsy amin’ny asa fanendahana no tra-tehaky ny Polisy avy ao amin’ny paositry ny polisy ao Imerintsiatosika teo am-panaovana ny asa ratsiny, andro vitsy lasa izay

 

 

. Vola mitentina 200 000 Ar no norobainy tao an-tsena raha mbola iny variana iny ilay tompony. Efa mailo anefa ny polisy noho ny hamaroan’ireo fitarainana voarainy ka nojokoiny mora ity farany. Avy hatrany dia nentiny nanaraka azy ity lehilahy ity raha mbola mitohy kosa ny fanadihadiana mikasika ireo namany na izay olona miray tsikombakomba aminy.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT