Ibity Antsirabe

Roalahy no tratra nitondra rongony 371kg


  • Alarobia 18 Febroary 2026

Nidoboka am- ponja vonjimaika ny

roalahy izay tra- tehaka niaraka tamina rongony milanja 371kg, raha ny fampitam-baovao voaray omaly. Nafatratra tao anaty gony miisa 50 tao Ampeka Ibity, Antsirabe, tao izany. Ny talata lasa teo no saron’ny zandary izy ireo ary voalaza fa niaiky ho tompon’ireo gony nisarona ravin-kininina rehefa nanontaniana. Tamin’ny fanadihadiana natao azy ireo kosa anefa dia nilaza izy roalahy fa iraka fotsiny fa tsy fantatr’izy ireo ny olona nitondra ny fiara nanatitra ireo gony feno zava-mahadomelina ireo, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
Nangonin'i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT