Hosoka sy fampiasana hosoka

Maro ireo roboka


  • Alarobia 31 Janoary 2024

Maro ankehitriny ireo roboka amin’ny resaka hosoka sy fampiasana

hosoka na “faux et usage de faux”, raha ny ombay mitady navoakan’ny teo anivon’ny zandarimaria tato ho ato izay. Miisa 5 amin’ny olona 6 dia noho izay ahiahy amin’ny resaka hosoka sy fampiasana hosoka izay avokoa no antony hikarohana azy ireo. Resaka fisolokiana volabe mitentina 28 tapitrisa Ariary kosa ny an’ny ramatoa iray. Ny 4 amin’ireo olona karohina ireo kosa dia vehivavy avokoa, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT