Fandriampahalemana

Hetsika ho an’ny fandriampahalemana Atao rahampitso ny Run4peace


  • Zoma 29 Jolay 2022

Run4peace na koa hoe hazakazaka sy hetsika ho an’ny fandriampahalemana. Ho tontosaina rahampitso sabotsy izany hetsika izany mba ho fanentanana ny olompirenena tsy an-kanavaka hanao ny ezaka rehetra hametrahana

izany atao hoe fandriampahalemana izany eto amin’ny tany sy ny firenena aloha, eny, mba ho manerana izao tontolo izao mihitsy. Araka izany dia hisy ny hazakazaka azon’ny rehetra handraisana anjara miainga eo amin’ny tranomboky monisipaly etsy Anosikely ka hatreo amin’ny tanimalalaky ny kianjaben’I Mahamasina. Ny minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena sy International peace youth group kosa moa no mikarakara ny hetsika, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT