Halatr’omby tany Ambovombe Centre

Lavon’ny Polisy tao Manandriana ny dahalo iray


  • Talata 10 Septambra 2024

Dahalo iray no lavon'ny Polisy tao Manandriana afak’omaly Alahady 08 Septambra hariva tao amin'ny Fokontany

Mahasoa II, Kaominina Ambovombe Centre, Distrikan'i Manandriana ihany. Raha tsiahivina kely ny tantara dia miisa 07 mirahalahy izy ireo no nanafika mpiompy omby tao amin'io Fokontany io. Naharay vaovao momba io fanafihana io tampoka anefa ny Polisy ka nidina tany an-toerana. Nanohitra ary nanambana basy ny iray tamin'ireo olon-dratsy ka voatery nitifitra ireo polisy. Maty tamin'izany ity dahalo iray ity. Mbola karohina kosa dahalo enina ambiny. Mbola tsy nahazo na inona na inona moa izy ireo fa vao nikasa hangalatra fotsiny.
Pati
Legende : Nihena iray ireo dahalo raindahiny tao Manandriana !
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT