Halatra teny Ambohipo

Nanjavona ny solosaina avo lenta


  • Alatsinainy 04 Desambra 2023

Resaka amina segondra hoy ny fomba fiteny izay dia nanjavona ny solosaina sy kaska,

izay fitaovam-piasanana mpivady monina etsy Ambohipo ny takarivan’ny sabotsy teo. Mbola tsy nivarahontsana toy izao aho, hoy ilay ramatoa. Natory aho fa tsy salama. Nisy niditra tato an-trano dia lasany ny solosaina sy kaska. Nivadika kely tao amin’ny biraony fotsiny ny vadiko dia niditra izy, hoy hatrany ity renim-pianakaviana ity. Azon’ny kamera fanaraha-maso na “caméra de surveillance” moa ilay olon-dratsy, raha ny fanamarihany, ka heverina sy irariana, araka izany, fa hilamina tsy ho ela ihany ity raharaha ity.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT