Fandriampahalemana

Halatra finday Tovolahy iray no tratra teny amin’ny 67 ha


  • Alakamisy 25 Novambra 2021

Tovolahy iray 19 taona no tratra teny amin’ny 67 ha afak’omaly Talata 23 novambra tokony ho tamin’ny 4ora hariva rehefa avy nangalatra finday.

Araka ny fanadihadihana natao azy dia nilaza izy fa niady varotra ilay finday mitetina 240.000 Ar nefa 100.000 Ar no tany am-paosiny. Tsy nanaiky ilay mpivarotra ary nanana finday tsy mandeha ity tovolahy ity ka iny no napetrany fa ilay finday hamidy kosa notazominy teny aminy ka lasa nandositra izy. Niantso vonjy moa ilay mpivarotra ka nifanenjehin'ny manodidina ity tovolahy ity ary tratra tsy lavitra teny ihany . Nentin'ny fokonolona nanatona ny kaomisaria 67 ha izy taorian’izany.
Pati
Legende : Ity ilay tovolahy kely
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT