Halatra bevava teny Mahitsy

« Panneaux solaires » maro be nolazaina fa fanaka


  • Talata 23 Aprily 2024

Nifanehatra tamin'ireo zandary nanao fisafoana tao Ambohimilemaka kaominina Mahitsy

 ilay fiara fitateram-bahoaka nitondra entana halatra ny alin'ny 17 aprily teo. Rehefa nanontaniana ny mpamily dia nilaza fa fanaka ilay nofonosina ambonin'ny fiara. Nohamarinina anefa Izany dia ''panneaux solaires '' fa tsy fanaka velively, hoy ny tatitry ny zandarimarimariam-pirenena eo anivon’ny Kaompania Ambohidratrimo omaly alatsinainy. Rehefa nohalalinina ny fanadihadiana dia fantatra fa fitaovana an'ny orinasam-pifandraisan-davitra iray izany izay saika hapetraka amina pylône eny amin'ny manodidina an'i Mahitsy, hoy hatrany ny tatitra. Efadahy hatreto no voatazona amin'ity raharaha ity, ary mbola mihalalina ny fanadihadiana. Marihina fa sazy mafy ny mividy sy mampiasa entana halatra ary torak'izany koa ny mangalatra, hoy hatrany ny zandarimaria nampahatsiahy.
Nangonin’I Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT