Fandriampahalemana

Halatr`omby tany Befihamy Tafaverina ireo omby 86 nangalarin` ny dahalo


  • Alakamisy 09 Jolay 2020

Nitrangana halatr’omby indray tany Befihamy Kaominina ambanivohitra Marotsiraky, ny alin’ny 07 jolay 2020 lasa teo, ka omby 86 no lasan’ny dahalo tamin’izany.

 

 

 

Rehefa nahazo fampandrenesana mahakasika ity fanafihan-dahalo ity ny mpitandro filaminana, dia niroso avy hatrany tamin’ny fanarahan-dia an’ireo mpangalatr’omby. Vokany, dia tafaverina ireo omby 86 lasan` ny dahalo. Noho ny fahaiza-manao nasehon'ny hery manokan'ny ZRPS ALPHA sy ny fahatokisan'ny vahoaka azy ireo no nahazoana izao vokatra tsara sy haingana izao.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT