Fandriampahalemana

Gymnase Ambatomena Nisy namaky, maro ireo entana very


  • Alakamisy 10 Novambra 2022

Nisy namaky ny toeram-pikotranana na Gymnase Ambatomena ny sabotsy 5 novambra hifoha alahady 6 novambra lasa teo ka very tao ny fitaovana nampiasain'ny mpikatroka taranja haiady Taekwondo ho an'ny “

Championnat de la Zone Sud”, hoy ny fampitam-baovao voaray omaly. Very vokatr’izany ny fimaso lehibe fisa-body na “grand écran plat”, fanelezam-peo na “baffle”,mpiotifeo na “micro” miisa 4, fanamafisam-peo na “amplis”. Tsy hita koa ireo fitaovana madinika toy ny fanohiherinaratra na “prise” sy ny maro hafa. Toerana tsara fefy sy mihidy vy anefa ity toerana ity, hoy hatrany ny fanazavana, saingy mampametra-panontaniana ny fitantanana azy.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT