Fonjaben'i Toamasina

Vita fitsarana ny 60% n'ny voafonja


  • Alatsinainy 20 Janoary 2025

Nitafa tamin'ny mpanao gazety namintina ny jery todika ny taona 2024 ny Lehiben'ny Fonjan'ny Toamasina,

ny Contrôleur d'Administration Pénitentiaire Zafilahy Vonjy Stéphanson ny Zoma teo.Fantatra tamin'izany fa niisa 2010 ny voafonja tao amin'ny Maison Centrale Ambalatavoahangy ny taona 2024, ka ny 705 tamin'ireo no nisitraka fampiofanana arak'asa, ary niisa 6 ireo afaka fanadinana CEPE. Manodidina ny 60% ny voafonja no vita fitsarana. Fotoana fisian'ny famotsoran-keloka faobe moa izao koa fantatra fa voafonja miisa 450 no misitraka izany ho an'ny Toamasina manokana. Légende: Zafilahy Vonjy Stéphanson, lehiben'ny fonjan'Ambalatavoahangy.
Fanja Aina
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT