Fivarotana sy fifohana rongony

7 lahy voasambotra teny Talatamaty


  • Alarobia 26 Febroary 2025

Fitolahy be izao ireo mpivarotra sy mpifoka rongony indray nosamborin’ny zandary teny Antanifotsy fokontany

Imerinafovoany, Kaominina Talatamaty, Distrikan'i Ambohidratrimo ny marainan'ny 23 Febroary teo. Fitarainan'ireo mpiara-monina teny amin'ny manodidina manoloana fahasimban'ireo tanora sy ny tsy fahazakàna ny fofon-drongony no nahafahana nisambotra ireo olona ireo. Ny roa tamin’izy ireo no mpivarotra niaraka raha miisa 5 kosa ny mpifoka. Tratra nandritra izany ireo fonosan-drongony 23 isa saika handeha hamidy. Nangonin’i Pati
Legende : Izy fitolahy tratra !

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT