Fandriampahalemana

Fivarotana Cocaine Olona 2 tratry ny vela-pandriky ny polisy


  • Talata 18 Janoary 2022

Olona roa no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahafito ny 17 janoary lasa teo teny amin’ny faritra 67 ha tokony ho tamin’ny 09 ora maraina noho ny resaka zava-mahadomelina.

 Mbola teo am-pivarotana rongony ireto olona ireto no nosamborina raha teo am-panaovana ny asany teny amin’ny 67 ha teny akaikin’ny Moské ny polisy teny an-toerana. Tra-tehaka teny amin’izy ireo ireo rongony mahery vaika toy ny « Cocaïne ». Vela-pandrika nataon’ny Polisy manao fanamiana sivily no nahatrarana azy ireto ary efa fantatra fa olona efa malaza amin’ny resaka fivarotana rongony izy ireo ka izao nosamborina izao. Misokatra ny fanadihadiana mikasika ny raharaha .

Nangonin’i Pati
Legende : Ireo olona roa tratra
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT