Fandriampahalemana

Fitsirihana ireo tontakely mpanakorontana Hampiasa fitaovana harifomba ny CUA


  • Sabotsy 09 Desambra 2017

. Naseho tamin’ny haino aman-jery tetsy amin’ny lapan’ny tanàna ireo fitaovana fitsirihana ireo tontakely, toy ny kamera fanaraha-maso izay mahita hatramin’ny zava-mitranga eny amin’ny 500 metatra sy ny “Talkie walkie”

hifampitan’ireo mpitandro ny filaminana hifamezivezy eny an-toerana vaovao. Tsy ho tapaka ny lalana, raha ny fanazavana, satria efa misy ny fifandaminana manokana iarahana amin’ny Le zoma de Tana izay havanana tsara amin’ny fampividianana kojakoja ilain’ny mpanjifa amin’ny alalan’ny fampiasana tekinolojia. Miezaka hatrany manao izay vitany amin’ny fandrindrana ny fiainana eto an-drenivohitra ny CUA .

J. Mirija


 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

  • Tambazotra
  • Zoma 18 Septambra 2026

mpaka voamason'olona varira

Hijery ny tohiny
FTT