Fandriampahalemana

Fitsindronana zava-mahadomelina Lehilahy miisa 7 no tratra teny Soanierana


  • Alakamisy 03 Desambra 2020

Lehilahy miisa fito no voasambotry ny polisy avy ao amin'ny STUP teny

 

 

 

Soanierana ny fiandohan’ny volana desambra teo noho ny fitsindronana zava-mahadomelina mahery vaika. 26 taona no zokiny indrindra amin’izy ireo raha 13 taona no zandriny indrindra. Noho ny fitarainan’ny mponina manodidina no nahafahana nisambotra azy ireo izay marihina fa tsy mitsindrona fotsiny fa sady mifoka ihany koa. Tratra niaraka tamin’izy ireo ihany koa ny cocottes héroïne miisa 7, seringues miisa 04 ka ny telo foana ary ny iray feno heroine. Mbola nahitana fonosan-drongony miisa 03 ihany koa tao amin’izy ireo ary balances électroniques miisa 02. Natolotra ny fampanoavana omaly izy 7 lahy ireto.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT