FISOLOKIANA, HALATRA MOTO,

FISANDOHANA HO TAFIKA


  • Zoma 15 Martsa 2024

Niampy roa indray ireo olona nosamborina tao Ambohimalaza

Ho tohin’ilay raharaha fisolokiaana sy fisandohana ho tafika ary halatra moto nitranga tao Ambohimalaza dia fantatra izao fa niampy roa ireo olona voasambotra , ireto farany izay nanjaitra sy nivarotra ny fanamian’ny tafika. Rehefa natao mantsy ny fanadihadiana dia fantatra fa fanamian’ny tafika nentina nisolokiana ary netina nangalata.. Voatazona eny amin’ny fonjan’Antanimora ny 03. Tsiahivina moa fa olon-droa mpifankatia no voatazona voalohany tamin’ity raharaha ity.
Pati
Legende : Ireto ireo vehivavy mpanjaitra sy mpivarotra ny fanamian’ny tafika ! 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT