Fandriampahalemana

Fifohana rongony Telo lahy indray no tratra teny Alasora


  • Alarobia 25 Novambra 2020

Lehilahy miisa telo no tra-tehaky ny polisin'ny STUP afak’omaly 23 novambra

 

teny Ambotrazaka Alasora nivarotra sy nifoka rongony. Loharanom-baovao avy tamin' olona tsara sitrapo no nahafahana nisambotra azy ireo. Mbola tratra teny aminy nandritra izany ny fonosan-drongony miisa 53 (Fonosana lehibe) milanja 1kg 200g. Hamidiny 1000Ar ny fonosana rarany ary 2000Ar ny fonosana esima. Marihana fa efa nandritra ny fotoana maro no nanaovany izao fivarotana rongony izao. Natolotra ny fampanoavana omaly izy 3 lahy ary efa naiditra am-ponja vonjimaika.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT