Fandriampahalemana

Fiarovana ny marefo Nataon’ilay Polisy vavy tsy nahahetsika ilay mpanendaka


  • Alarobia 12 Aogositra 2020

Ramatoa iray nitondra finday no lasibatry ny mpanendaka tao akaikin'ny Sacré Coeur Beryl Rose Toamasina omaly.

 

 

Tsy nampoizin'ilay mpanendaka anefa fa tsikaritry Polisy teo manodidina ny fihetsika sy ny herisetra nataony tamin’ilay ramatoa. Vao niseho izany dia niditra an-tsehatra avy hatrany ny Polisy vavy iray nisambotra sy nifehy an’ilay mpanendaka ka tsy nahafahany nandositra. Rehefa tratra ilay mpanendaka dia nanomboka nitangorona ny olona ary efa saika niharan'ny fitsaram-bahoaka ilay olon-dratsy raha tsy noentin'ilay Polisy haingana tany amin'ny kaomisaria. Polisy avy ao amin'ny BFP (Brigade Féminine de Proximité) ilay vehivavy ary anisany asan'izy ireo ny fiarovana ireo olona marefo toy ny zaza amam-behivavy sy ireo zokiolona.

 Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • VONO OLONA-FISOLOKIANA...
  • Alakamisy 18 Jona 2026

« Vokatry ny tsy fahampian'ny fanabeazana »

  • Olona varira any ITASY
  • Alarobia 17 Jona 2026

Maniry ny hisian'ny

  • TOVOLAHY MAMON-DRONGONY
  • Talata 16 Jona 2026

Maty notsondrominy

  • INFIRMIERA MPIANA-DRAHARAHA
  • Alatsinainy 15 Jona 2026

Nofatorana, naolana avy eo novonoina

  • RN1 - Sprinter sy fiara
  • Alatsinainy 15 Jona 2026

mpitatitra entana nifandona

  • Fanondranana an-tsokosoko
  • Zoma 12 Jona 2026

sokatra Efa tambazotra tsara mpiaro ?

Hijery ny tohiny
FTT