Fiara nentina an-tsokosoko

Tra-doza, nitsoaka ireo nangalatra


  • Alarobia 21 Mey 2025

Fiara tsy mataho-dalana iray no nangalarin'ny mpitazona ny fanalahidiny

teny amin’iny faritr’Anjanahary iny. Nentina hatsakàna rano izany, hoy ny voalaza, saingy tratry ny lozam-pifamoivoizana ny alin’ny alatsinainy teo Anjanahary teo. Lasa nitsaoka ry zalahy tao anatin'ilay fiara, izany hoe ireo nambara fa mpangalatra. Ny fiara kosa najanon'izy ireo teo Anjanahary, raha ny fampitam-baovao voaray hatramin’ny omaly talata hatrany mikasika ity fiara nentina an-tsokosoko tra-doza teny amin’ny boriboritany faha 5 ity.
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT