Fandriampahalemana

Fatin-dehilahy tsy nisy maso sy lela Olona 4 no efa nadoboka am-ponja


  • Alatsinainy 08 Novambra 2021

Lehilahy miisa efatra no fantatra hatreto fa efa voasambotra voarohirohy tao anatin’ilay raharaha vono olona tany amin’ny faritra Menabe ka nahitana lehilahy iray efa tsy nisy maso sy lela intsony tany anaty ala.

 Raha tsiahivina kely ny tantara dia tamin’ny 14 oktobra lasa teo no tsy hita popoka intsony ity raim-pianakaviana izay monina any amin’ny distrikan’i Mahabo. Folo andro taorian’izay vao hita ny vatana mangatsiakany izay efa tsy nisy maso sy lela intsony. Niakatra fampanoavana tamin’ny zoma lasa teo tao Morondava moa izy 4 dahy ireto ka ary nadoboka am-ponja vonjimaika avy hatrany mba hisaintsaina ny zava-misy, mandra-piandry ny fotoam-pitsarana azy.
Nangonin’i Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fandriampahalemana

  • FIKASANA HANGALA-JAZA
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Lehilahy iray voasambotra

  • HALATRA MIARO VONO OLONA
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

Olona 6 voasambotra tany Betafo

  • Halatra sy sabôtazy…
  • Alarobia 23 Septambra 2026

Nisy naka indray ny taribin-jiro

  • MPANAO HALA-BOTRY
  • Talata 22 Septambra 2026

ENY ATSIMONDRANO

  • Mbola mafy
  • Zoma 18 Septambra 2026

ny mafian'ny trafikam-bolamena

  • Fitifirana ny razafozam-baviny
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nidoboka any Tsiafahy ilay miaramila Sergent

Hijery ny tohiny
FTT